|
|
|
|

Teny iditra1  fahefana
Fototeny  2  efa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao
Hery ananana: Loza ny fahefan' ny vola
Fahazoana mandidy: Ny fahefan' ny ray
Fanjakana, fifehezana: Nisy fotoana nampaneken' ny firenena vitsivitsy ny antsasak' izao tontolo izao teo ambany fahefany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] power, authority;
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] puissance, autorité
Ohatra  7  Feno fahefana sy fahavitrihana indray ny feony. [2.470]
8  Io no nankasitrahin' ireo nandray ny fahefana teto. [2.472]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13