Teny iditra | 1 fahefany |
Sokajin-teny | 2 anarana fahefatra sy mpisolo |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ampahefatry ny famarana antsoina hoe vata, izany hoe tokotokony ho dimy litatra eo ho eo amin' ny filazam-patra ankehitriny: Nividy vary eran' ny fahefany aho fa tsy nisy hatokona akory tao an-trano |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] le quart, la quatrième partie |
Fototeny | 5 efatra |
Fivaditsoratra | 6 fahefany, hanafefi, hifanefa, hifefana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16 |
![]() |