|
|
|
|

Teny iditra1  fahenim-bary
Singan-teny  2  fahenina, vary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10] ny variakotry enina vata no atao hoe "vary iray", koa ny eran' ny vata dia faheniny na fahenim-bary.
Ohatra  5  Raha aidina ny vata, fahenimbary no anarany [2.48]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny fahenim-bary io

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20