Teny iditra fahiazana (hia)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona mahia (hahia, hahiazana) Loza ny fahiazan' itỳ zaza itỳ: hita mitrakitra-erỳ ny taolan-tratrany [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20