|
|
|
|

Teny iditra1  fahitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bezanozano, Sihanaka, Tanosy] fefy
4  [1.1] Tranon' omby ompiana izay voahodidina vala na fefy na faritra (angamba avy amin' ny hoe faritra ihany ny fahitra; amin' ny Betsileo ny fari-bohitra no atao hoe fahitra ary ny fitoeran' omby atao hoe vala)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a cattle-fold, a cattle-pen, a pit in which oxen are fattened.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] parc, trou où l'on engraisse les boeufs, où on les enferme
Ohatra  7  Tsy mba fotsimbary tsy maniry aho
tsy fahitra foana ombalahy
na tany tsy manam-pidiny
[2.131]
8  Tsy ampy nanamaina velively ny fahitra nosokafany ireo. [2.472]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Anarana :
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny fahitra io

Fivaditsoratra  22  afahitr, fahatry, fahitra, fihatra, hafatry, hafitra, hatrifa, hifatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21