|
|
|
|

Teny iditra 1  fahoriana
Fototeny  2 ory
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alahelo lehibe, fijaliana, fiferinaina: Latsaka ao anatin' ny fahoriana izy
5 Loza, voina, fahafatesan-kavana: Azom-pahoriana ny fianakaviany ~ Mamangy anareo amin' ny fahoriana izahay, tompoko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 trouble, calamity, distress. [1.2]
7 suffering [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 affliction, pauvreté, malheur [1.3]
9 souffrance [1.8]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Voambolana  12  Ontam-po
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 5 misy io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 afahirano, fahoriana, 16 fiahorana, 17 fihaorana, 18 fiharoana, 19 fihoarana, 20 firoahana, 21 ifoharana, 22 iharofana

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07