Teny iditra fahotana (ota)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandikana ny didin' Andriamanitra, ota, heloka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sin [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Péché [1.8]
Ohatra 
1Fahotana mahafaty izany. [2.472]
2Inona no hevitr' i Dera momba ny fahotana? [2.4]
3Fa inona no iraisan' ny fahamarinana sy ny fahotana? [2.285]
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10