|
|
|
|

Teny iditra1  faingo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] ( , ) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna
mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] comma
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5, 1.13, 1.66] virgule
Voambolana  6  Haiteny
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  11  Mari-tsoratra

Fivaditsoratra  12  faingo, figona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21