|
|
|
|

Teny iditra1  faingo
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ( , ) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna 5  mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  comma [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  virgule [1.5, 1.13, 1.66]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  10  Mari-tsoratra

Fivaditsoratra  11  faingo, figona

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09