Teny iditra | 1 faisana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zava-mahazo, mahavoa, mampangirifiry izay toy ny famaizana tamin' ny zavatra ratsy natao: Mitondra faisana, mahita faisana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a wound, an injury to body or mind. 5 [1.7] a scar, a wound; lasting ill effects; an insult |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] blessure, cicatrice; suites d'une blessures |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 faisana, fasanay, fasiana, fiasana, safiaña |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |