Teny iditra | 1 fakantsary |
Singan-teny | 2 fakana, sary |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fitaovana ampiasaina hakana sary fòtògrafia |
Ohatra |
5 Vetivety dia nilamina teo anoloan' ny fakantsary izahay [2.332#] |
Voambolana |
6 Haitao |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 8 fakantsary, farantsika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08 |