|
|
|
|

Teny iditra1  fakofako
Fototeny  2  fako
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] sweepings, rubbish, litter
fig. a great number, a multitude.
5  [1.7] trash, garbage
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] ordures, rebut
Ohatra  7  Kesika nofenoina tany sy zezika ary fakofako mora lo no iompiana ny kankana. [2.117#]
8  Z' ialahy tsy andrian-dray tsy andrian-dreny, fa isan' ny fakofako sy ny vodiahitra arivo! [2.587#]
9  Madio ny ao an-trano, madio ny arabe, madio ny fiaram-bahoaka, madio ny zaridaina, madio ny any an-tsaha, eny , hatrany anaty ala fitsangantsanganana rehetra any no ahitana vata vy noken-drena hasian' ny olona fakofako sy poti-taratasy izay esorina ara-potoana. [2.356#]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Mpamaritra :
Tovy hevitra  12  fako
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny fakofako io

Fivaditsoratra  15  fakofako, fokafoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21