Teny iditra | 1 fakoina |
Fototeny | 2 fako |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Angonina, raofina (toy ny fako raofina rehefa avy mifafa trano) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be gathered up, as rubbish for fuel, etc., to be swept together. |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny fakoina io |
Fivaditsoratra | 11 afiokan, afokain, anokafy, faikona, fakoina, fany koa, fiankoa, fikaona, finaoka, fokaina, foniaka, ifakoan, ifanako, nafiako, nafioka, nafokai, nafokay, niafako, nifakoa, nifaoka, nifoaka, nofakai |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |