Teny iditra faktiora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. facture] Taratasy milaza ny vidin-javatra vidina, izay enti-manamarina koa, raha ilaina, ny toerana sy ny vidiny nividianana azy [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: facture.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31