|
|
|
|

Teny iditra1  faktiora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [fr. facture] Taratasy milaza ny vidin-javatra vidina, izay enti-manamarina koa, raha ilaina, ny toerana sy ny vidiny nividianana azy

Fivaditsoratra  4  akotrifa, atrifako, faktiora, faritako, firotaka, fitaroka, fitoraka, fitroaka, fotriaka, tafariko

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21