|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  falano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taimoro] karazana saka
4  [1.1] Karazan-tsaka avy any Kafra (Afrika)
Voambolana  5  Haibiby: mampinono

Teny iditra (2/2)6  falano
Fototeny  7  falana
Sokajin-teny  8  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana falanana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  9  afalon, alofan, falano, fanalo, fanola, nafalo, nafola, nalofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21