|
|
|
|

Teny iditra1  faleha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny lalana na ny toerana andehanana mandrakariva, na ny olona avenina mandrakariva: Any Ankadindambo no falehanay rehefa andro fitsangantsanganana ~ Ry dadabe no falehanay any Antsahafiraisana
Fototeny  4  leha

Fivaditsoratra  5  fahela, faleha, felaha, halefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21