|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  falim-po (faly)
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  [fo, the heart.] A present for some favour, a gift. [1.2]
Tovy hevitra  5  faly raviny, faly volony

Teny iditra (2/2)6  falimpo
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu [1.3]
Singan-teny  10  faly, fo

Fivaditsoratra  11  falim-po, falimpo, falim-po, falimpo

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20