|
|
|
|

Teny iditra1  faly raviny
Singan-teny  2  faly, ravina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  faly ambony ihany: faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Pleasure at mere outside appearances; lit. glad at the leaves (but not knowing whether there will be fruit or not). [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  qui se réjouit sur les apparences, comme celui qui voyant les feuilles d'un arbre pense y trouver des fruits qui n'y sont pas [1.3, 2.415#5537]

Nohavaozina tamin' ny 2024/06/18