|
|
|
|

Teny iditra1  faly raviny
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Singan-teny  3  faly, ravina
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] faly ambony ihany: faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Pleasure at mere outside appearances; lit. glad at the leaves (but not knowing whether there will be fruit or not).
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 2.415#5537] qui se réjouit sur les apparences, comme celui qui voyant les feuilles d'un arbre pense y trouver des fruits qui n'y sont pas
Tovy hevitra  7  faly volony

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29