|
|
|
|

Teny iditra1  famaboana
Fototeny  2  babo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fakana ho babo; fandrobana; fakana ho onitra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] L'action de capturer, la confiscation, le pillage

Fivaditsoratra  6  baomafana, famaboana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21