Teny iditra famadika (vadika)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamadika
Azo avadika: Ny sakaiza tiana tsy mba famadika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Les morts qu’on peut transporter, manière de le faire
Ce qu’on peut retourner [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20