Teny iditra | famafana (fafa) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanesorana ny loto, ny fako; na zavatra entina hanesorana ny loto, ny fako: Ilay kifafa bory no famafana ny lalantsara [1.1] | ||
Anaram-javamaniry |
| ||
Teny iditra | famafana | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | Espacement [1.13] | ||
Voambolana | Fizìka | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |