|
|
|
|

Teny iditra1  famafazana (fafy)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Toe-karena: fambolena
Fanazavàna teny malagasy  4  Fanapariahana voa amin' ny tany mba haniry, na fanapariahana rano amin' ny tanana mba hoenti-manamasina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Semailles [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20