|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fanaborahana; fanalana fatorana; fanatsoahana, fanapahana (fanekena)
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#799] l’action de détacher, de délier, d’effiler, l’instrument
Fototeny  5  vaha

Teny iditra (2/2)6  famahana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.13] résolution
Ohatra  10  [4.27] Efa nanomboka tamin' ny 2009 no nirotsaka tamin' ny famahana ny krizy teto Madagasikara ny CI
Fototeny  11  vaha
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  anafaham, anahafam, famahana, hamafana, mahafana, manafaha, manahafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21