Teny iditra |
famaho
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Karazan-javamaniry fanao ody nify ny fakany [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a shrub used as a remedy for loose teeth. Dichrostachys tenuifolia, Bth. Same as falahidambo, and
famoalambo. Also a plant, perhaps the same as the above, used by the Sakalava for the same purpose.
[Richardson 1885]
|
Fandikana frantsay | [Tankarana]
nom d'une espèce d'arbre. [David 1952 (takila F)]
|
| [Merina]
(mis pour famahotra)
Desmanthus tenuifolius (Benth.) Drake ou
Dichrostachys tenuifolia Benth. (Fabaceae). Arbuste extrêmement envahissant. Les feuilles séchées, sont réduites en poudre dentifrice. Elle donne aux gencives une couleur appréciée et évite, paraît-il, aux dents de se déchausser.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Desmanthus tenuifolius, Dichrostachys tenuifolia |
Ohatra | fa be hazo famaho fah' izany, izay no nanaovana azy hoe Am-pamaho. [Callet: Tantara, takila 308]
|
|