Teny iditra (1/2) | 1 famahotra |
Fototeny | 2 vahotra |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mamahotra, mampitahotra Azo vahorina, ampitahorina, atao vahotra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] manière de faire peur Celui qu’on peut terrifier |
Teny iditra (2/2) | 6 famahotra |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.196] (de vahotra: qu'on appréhende, de quoi l'on a peur). Dichrostachys sp. (Fabaceae). Arbustes envahissants et armés de nombreuses épines acérées. [Merina]
9 [Bezanozano] |
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 11 famahotra, hofaratam |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17 |