Teny iditra | famakafakana (fakafaka (faka)) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Famaritana malagasy | Fanadihadiana sy famoaboasana zavatra iray hahitana ny tena fotony; fandinihana, famotopotorana, fanadihadiana [Rajemisa 1985] | ||||||
fanadihadiana zavatra iray ahitana ny tena fotony [SLP 1986] | |||||||
Fandikana frantsay | information [Malzac 1893 takila 442] | ||||||
analyse [SLP 1986] | |||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |