Teny iditra famakafakana (fakafaka (faka))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanadihadiana sy famoaboasana zavatra iray hahitana ny tena fotony; fandinihana, famotopotorana, fanadihadiana [1.1]
 Fanadihadiana zavatra iray ahitana ny tena fotony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Information [1.4]
 Analyse [1.13]
Ohatra 
1Famakafakana ny tononkalo: inona ny hevitra tian' ny mpanoratra hovelabelarina eto? [2.313]
2Izany fironana vaovao amin’ny Lalàmpanorenana izany no fototra tsy maintsy hanompanana ny famakafakana ny fametrahana ny faritra tamin’ny 2004. [4.27]
3Sady hita fa mavesa-danja kokoa ny karazana sasany noho ny hafa, ka ilana famakafakana bebe kokoa. [2.606]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11