Teny iditra | 1 famakian-teny |
Singan-teny | 2 famakiana, teny |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2][famakianteny] a reading book or lesson [famakianteny] a lectern 5 [1.7] reading; a reading lesson |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] la lecture; un morceau à lire 7 [1.13, 1.66] lecture |
Ohatra |
8 Tsy mitompo teny fantatra ny mpanoratra, nefa hafa lavitra noho ireo boky famakianteny malagasy efa misy amin'izao fotoana izao [2.332#] 9 Koa heverinay fa ho fanoitra lehibe ho an' ny mpianatra eo amin' ny famakianteny sy fanazaran-tsaina ny rohy Vola mba hirosoany ho amin' ny lalindalina kokoa hatrany eo amin' ny fianarany sy ny fiainan-koaviny [2.117#] |
Lohateny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |