Teny iditra |
famaky
(vaky)
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamaky Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut fendre, manière de fendre [1.3]
|
Anaram-javamaniry |
|
|
Teny iditra |
famaky
(vaky)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An axe, a hatchet. [1.2]
|
| An ax, a cleaver [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Hache [1.3, 1.8]
|
Ohatra |
1 | Ny voan' ny famaky mandoa lasiray.
[1.437]
|
2 | Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy.
[2.332]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|