Teny iditra famalongana (valongana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamalongana, izany hoe mampivangongo, na mampidaboka amin' ny tany, na mivarotra ambongadiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05