Teny iditra | 1 famaly |
Fototeny | 2 valy |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mamaly Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] ce qu'on peut répondre manière de répondre |
Ohatra |
6 Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando [2.324] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 afalim, alafim, famaly, filama, mafy la |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |