Teny iditra |
famandrihana
(fandrika)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fakana amin' ny alalan' ny fandrika: Mora ny famandrihana ny lambo fa anoavano longoa mitoto-bozaka izy dia mianjera ao ¶ Fividianana mialoha zavatra tsy mbola vita na zavamaniry tsy mbola azo hanina: Dimanjato ariary ny famandrihana an' io gazety io herintaona [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | the act of trapping; a subscription to a periodical; the reservation of a seat, hotel room, etc [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | action de piéger; abonnement; réservation d'une chambre, d'une place, etc [Hallanger 1974]
|
|