Teny iditra | 1 famango |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mamango, izany hoe mamely, mikapoka, na manesokesoka, mandrapadrapaka, na mifofotra miasa Azo vangoana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#810] Ce qu’on peut battre, manière de battre |
Fototeny | 5 vango |
Fivaditsoratra | 6 afongam, famango, fomanga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |