Teny iditra | famango (vango) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamango, izany hoe mamely, mikapoka, na manesokesoka, mandrapadrapaka, na mifofotra miasa Azo vangoana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut battre, manière de battre [1.3] | |
Fivaditsoratra | famango, fomanga |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |