Teny iditra (1/2) | 1 famarana |
Fototeny | 2 fatra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fitaovana entina mamantatra ny fatran' ny zavatra iray: Maro ny famaran' ny Ntaolo toy ny vata, ny zinga |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Rel. s. from mamatra (fatra).] A measure for liquids, or such things as rice, sand, etc. 6 [1.7] a measure of capacity |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] mesure de capacité |
Ohatra |
8 Nalaminy ny famarana sy ny fandrefesana ary ny lanjan' ny vola. [2.113#] 9 ny hoe kilao tsy mbola namarana vary tamin' ny andron-dRadama fa ny vata no famarana malagasy tamin' izany. [2.366#] |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
11 Randzavola: famarana ao amin' ny Baiboly (=> fandanjana) |
Teny iditra (2/2) | 12 famarana |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Tanosy]
fanozonana |
Fivaditsoratra | 15 amafaran, anafaram, famarana, fanarama, manafara, namafara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |