Teny iditra | famaranana (farana) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza Famitana, fanaperana [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A smoothing-knife The final declaration about business that has been done. [1.2] | ||||
The end or finishing of something; the act of smoothing [1.7] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | La terminaison [1.3] | ||||
La fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument [1.3] | |||||
Action de clôturer une réunion; finition, polissage [1.8] | |||||
Terminale [1.66] | |||||
Ohatra |
| ||||
Haiendriteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Fivaditsoratra | famaranana, fanamarana, fanaramana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |