|
|
|
|

Teny iditra1  famaranana
Fototeny  2  farana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny atao amin' ny faran' ny lahateny na lahatsoratra mba ho fehin' izay voalaza
famitana, fanaperana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a smoothing-knife
the final declaration about business that has been done.
6  [1.7] the end or finishing of something; the act of smoothing
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] la terminaison
8  [1.3] la fin, la conclusion, la limite, la péroraison, action de rogner, d' égaliser , de limer, l'instrument
9  [1.8] action de clôturer une réunion; finition, polissage
10  [1.66] terminale
Ohatra  11  Manatona tanety hatrany foana no famaranana azy rehetra. [2.245]
12  Io fehezan-teny famaranana azy io no nentinay nanavaka ny tapasiry tamin'ny tantara. [2.606]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
14  Tovonana :
Kamban-teny 
Lohateny  17  Fary Mamy : Boky famakian-teny, kilasy famaranana (Rabemolaly Fanomezana)

Fivaditsoratra  18  famaranana, fanamarana, fanaramana, namafarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21