|
|
|
|

Teny iditra1  famarinana
Fototeny  2  varina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1#201] Fanosehana am-pidinana
fanjerana
fandefasana entam-barotra any an-tsiraka, any ampita
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#814] l'action de précipiter, de faire descendre, de dégrader, de chasser; le lieu, le motif

Fivaditsoratra  6  famaranany, famarinana, fanamarina, mifanarana, namafarany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21