Teny iditra | famaritsohana (faritsoka (ritsoka)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikapohana amin' ny rotsakazo, kotopia, karavasy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A straight twig used in beating. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de fustiguer, l'instrument [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |