| Teny iditra | 1 fambelejana |
| Sokajin-teny | 2 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Tanala] fiotazana, filana (vokatra): Amin'ny volambita ñy famb'lejana kafe (amin'ny fotoana mafana andro no fiotazana ny kafe)
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|