Teny iditra | fambolena (voly) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao ¶ Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana frantsay | agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de) [SLP 1986] | ||||
action de planter, de cultiver [Boiteau 1997] | |||||
Voambolana | Toe-karena: fambolena | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Lahatsoratra | Randzavola: fambolena ao amin' ny Baiboly (=> asa) | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |