|
|
|
|

Teny iditra1  fambolena
Fototeny  2  voly
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao
Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de)
6  [1.196] action de planter, de cultiver
Ohatra  7  Sarotra izany fambolena voaloboka izany. [2.332#27]
8  Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena. [2.117#105]
Voambolana  9  Toe-karena: fambolena
Kamban-teny 
Lahatsoratra  13  Randzavola: fambolena ao amin' ny Baiboly (=> asa)

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11