Teny iditra | 1 famboly |
Fototeny | 2 voly |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mamboly: Toy izao no famboly katsaka Azo ambolena: Hazo tsy famboly, hono, io fa mahafaty tanora |
Ohatra |
5 Tapi-kitsana ny ravim-boangahazo efa famboly ny tahony. [1.437#] 6 Io tampony io dia misy tany masaka famboly saonjo sy hanina isan-karazany. [2.508#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |