Teny iditra famehezana (fehy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famatorana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de lier, la corde [1.3]
Ohatra 
1lalàna famehezana ny fiaraha-miaina eo amin'ny Razana sy ny taranany [2.245]
2ny lahatra sy ny tendry saika lasa famehezana momba ny "ratsy" mitranga [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06