Teny iditra | 1 famehezana |
Fototeny | 2 fehy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Famatorana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#160] L'action de lier, la corde |
Ohatra |
6 lalàna famehezana ny fiaraha-miaina eo amin'ny Razana sy ny taranany [2.245#] 7 ny lahatra sy ny tendry saika lasa famehezana momba ny "ratsy" mitranga [2.285#] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |