Teny iditra (1/2) | 1 famelapelatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mamelapelatra, manisy tehamaina |
Fototeny | 4 pelapelatra |
Teny iditra (2/2) | 5 famelapelatra |
Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Mendrika na tokony hasiana tehamaina |
Fototeny | 8 pelapelatra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |