Teny iditra famelezana (vely)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikapohana; fampitondrana faisana na fahavoazana
¶ fandevilevena
¶ fanaratsiana
¶ fanoherana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the act of striking; a verbal attack [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay action de frapper; attaque verbale [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31