Teny iditra | famelezana (vely) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikapohana; fampitondrana faisana na fahavoazana Fandevilevena Fanaratsiana Fanoherana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The act of striking; a verbal attack [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Action de frapper; attaque verbale [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |